Jaona 8:41 MG1865

41 Hianareo manao ny asan'ny rainareo. Hoy ireo taminy: Tsy mba teraka avy tamin'ny fijangajangana izahay; iray Ray izahay, dia Andriamanitra ihany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:41 amin'ny teny manodidina.