Jaona 8:55 MG1865

55 Tsy fantatrareo Izy, fa Izaho no mahalala Azy; ary raha hoy Izaho: Tsy fantatro Izy, dia mba mpandainga tahaka anareo koa Aho; nefa mahalala Azy Aho ka mitandrina ny teniny.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:55 amin'ny teny manodidina.