Jaona 8:6 MG1865

6 Izany no nolazainy hakany fanahy Azy, mba hahazoany izay hiampangany Azy. Fa Jesosy niondrika ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny rantsan-tànany

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:6 amin'ny teny manodidina.