Jaona 8:9 MG1865

9 Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:9 amin'ny teny manodidina.