7 Ary hoy Izy taminy: Andeha, sasao ny masonao any amin'ny farihy Siloama (izay atao hoe, raha adika, Nirahina). Dia lasa izy ka nanasa, dia niverina nahiratra.
Vakio ny toko manontolo Jaona 9
Jereo Jaona 9:7 amin'ny teny manodidina.