Joda 1:25 MG1865

25 ho an'Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin'ny alalan i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo Joda 1

Jereo Joda 1:25 amin'ny teny manodidina.