Joda 1:4 MG1865

4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady nandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.

Vakio ny toko manontolo Joda 1

Jereo Joda 1:4 amin'ny teny manodidina.