Joda 1:6 MG1865

6 Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin'ny fatorana mandrakizay ao amin'ny maizina ho amin'ny andro fitsarana lehibe.

Vakio ny toko manontolo Joda 1

Jereo Joda 1:6 amin'ny teny manodidina.