Joda 1:9 MG1865

9 Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah".

Vakio ny toko manontolo Joda 1

Jereo Joda 1:9 amin'ny teny manodidina.