Kolosiana 1:24 MG1865

24 Ankehitriny dia mifaly amin'ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin'ny nofoko izay tsy vita tamin'ny fahorian'i Kristy ho an'ny tenany, dia ny fiangonana,

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 1

Jereo Kolosiana 1:24 amin'ny teny manodidina.