Kolosiana 2:11 MG1865

11 ary tao aminy koa no namorana anareo tamin'ny famorana tsy nataon-tanana, tamin'ny fanesorana ny tenan'ny nofo, dia tamin'ny famoran'i Kristy;

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 2

Jereo Kolosiana 2:11 amin'ny teny manodidina.