Kolosiana 3:1 MG1865

1 Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 3

Jereo Kolosiana 3:1 amin'ny teny manodidina.