Kolosiana 3:11 MG1865

11 Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 3

Jereo Kolosiana 3:11 amin'ny teny manodidina.