Kolosiana 3:13 MG1865

13 Mifandefera,ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo ny helokareo no aoka mba hamelanareo heloka kosa.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 3

Jereo Kolosiana 3:13 amin'ny teny manodidina.