Kolosiana 4:1 MG1865

1 Hianareo tompo, ataovy amin'ny mpanomponareo izay marina sy izay mety, satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 4

Jereo Kolosiana 4:1 amin'ny teny manodidina.