Lioka 1:17 MG1865

17 Ary izy handeha eo alohany amin'ny fanahy sy ny herin'i Elia mba hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny tsy manoa ho amin'ny fahendren'ny marina, hamboatra firenena voaomana ho an'ny Tempo (Mal. 3. 23, 24).

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:17 amin'ny teny manodidina.