Lioka 1:22 MG1865

22 Kanjo rehefa nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy; ary dia fantatry ny olona fa efa nahita fahitana tao amin'ny tempoly izy; ary izy nanao baikon'ny moana taminy, ary dia mbola moana ihany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:22 amin'ny teny manodidina.