Lioka 1:32 MG1865

32 Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo Indrindra; ary Jehovah Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy;

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:32 amin'ny teny manodidina.