Lioka 1:41 MG1865

41 Ary rehefa ren'i Elizabeta ny fiarahaban'i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina Elizabeta,

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:41 amin'ny teny manodidina.