Lioka 1:59 MG1865

59 Ary tamin'ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy, ka efa saiky hataony hoe Zakaria araka ny anaran-drainy ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:59 amin'ny teny manodidina.