Lioka 10:11 MG1865

11 Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin'ny tongotray, dia fafànay hiampanga anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky anareo ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:11 amin'ny teny manodidina.