Lioka 10:13 MG1865

13 Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:13 amin'ny teny manodidina.