Lioka 10:22 MG1865

22 Ny zavatra rehetra dia efa natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:22 amin'ny teny manodidina.