Lioka 10:27 MG1865

27 Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5); ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:27 amin'ny teny manodidina.