Lioka 10:30 MG1865

30 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray nidina avy tany Jerosalema hankany Jeriko ka azon'ny jiolahy, dia nendahany ny lambany, sady nokapohiny izy, dia nilaozany, rehefa saiky maty.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:30 amin'ny teny manodidina.