Lioka 10:40 MG1865

40 Fa Marta sahirana tamin'ny fanompoana be; dia avy izy ka nanao hoe: Tompoko, moa tsy mampaninona Anao va ny amelan'ny rahavaviko ahy hanompo irery? koa mba asaovy manampy ahy izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:40 amin'ny teny manodidina.