Lioka 10:7 MG1865

7 Ary mitoera ao amin'izany trano izany, ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:7 amin'ny teny manodidina.