Lioka 11:11 MG1865

11 Fa iza moa aminareo izay ray, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanome azy vato? ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana ho solon'ny hazandrano?

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:11 amin'ny teny manodidina.