Lioka 11:14 MG1865

14 Ary Jesosy namoaka demonia moana. Ary rehefa nivoaka ny demonia, dia niteny ilay moana; ka dia gaga ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:14 amin'ny teny manodidina.