Lioka 11:17 MG1865

17 Fa Izy nahalala ny heviny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:17 amin'ny teny manodidina.