Lioka 11:27 MG1865

27 Ary raha nilaza izany Jesosy, dia nisy vehivavy anankiray teo amin'ny vahoaka niantso ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:27 amin'ny teny manodidina.