Lioka 11:42 MG1865

42 Fa lozanareo, Fariseo! fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny rota ary izay anana famboly rehetra ianareo, nefa lalovanareo ny fitsarana sy ny fitiavana an'Andriamanitra; ireto tokony ho nataonareo, nefa tsy tokony havelanareo ireroana.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:42 amin'ny teny manodidina.