Lioka 12:13 MG1865

13 Ary nisy anankiray teo amin'ny vahoaka nanao tamin'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.

Vakio ny toko manontolo Lioka 12

Jereo Lioka 12:13 amin'ny teny manodidina.