Lioka 12:28 MG1865

28 Ary raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?

Vakio ny toko manontolo Lioka 12

Jereo Lioka 12:28 amin'ny teny manodidina.