Lioka 12:52 MG1865

52 Fa hatramin'izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao an-trano iray, ny telo hanohitra ny roa, ary ny roa hanohitra ny telo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 12

Jereo Lioka 12:52 amin'ny teny manodidina.