7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.
Vakio ny toko manontolo Lioka 12
Jereo Lioka 12:7 amin'ny teny manodidina.