Lioka 13:24 MG1865

24 Miseseha hiditra amin'ny varavarana etỳ ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka.

Vakio ny toko manontolo Lioka 13

Jereo Lioka 13:24 amin'ny teny manodidina.