7 Ka dia hoy izy tamin'ny mpamboatra ny tanim-boaloboka; Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin'ity aviavy ity, fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany?
Vakio ny toko manontolo Lioka 13
Jereo Lioka 13:7 amin'ny teny manodidina.