Lioka 14:31 MG1865

31 Ary iza moa no mpanjaka, raha handeha hiady amin'ny mpanjaka hafa, no tsy mipetraka aloha mba haka hevitra tsara, na mahay mandresy ilay mitondra roa alina amin'ny iray alina izy, na tsia?

Vakio ny toko manontolo Lioka 14

Jereo Lioka 14:31 amin'ny teny manodidina.