Lioka 14:5 MG1865

5 Ary Izy nanao tamin'ireo hoe: Iza moa aminareo, raha manana boriky na omby latsaka ao an-davaka fantsakana, no tsy hampakatra azy miaraka amin'izay na dia amin'ny andro Sabata aza?

Vakio ny toko manontolo Lioka 14

Jereo Lioka 14:5 amin'ny teny manodidina.