Lioka 14:9 MG1865

9 ary ho avy izay nanasa anao sy izy ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io: dia ho menatra ianao ka hifindra ho any amin'ny fitoerana aoriana indrindra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 14

Jereo Lioka 14:9 amin'ny teny manodidina.