Lioka 15:29 MG1865

29 Fa izy namaly ka nanao tamin-drainy hoe: Indro, izay ela izay aho no efa nanompo anao ka tsy mbola nandika ny didinao na dia indray mandeha akory aza; nefa izaho tsy mbola nomenao na dia zanak'osy aza mba hifaliako amin'ny sakaizako;

Vakio ny toko manontolo Lioka 15

Jereo Lioka 15:29 amin'ny teny manodidina.