Lioka 15:4 MG1865

4 Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?

Vakio ny toko manontolo Lioka 15

Jereo Lioka 15:4 amin'ny teny manodidina.