1 Ary hoy koa Jesosy tamin'ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain'olona taminy fa mandany ny fananany.
Vakio ny toko manontolo Lioka 16
Jereo Lioka 16:1 amin'ny teny manodidina.