Lioka 16:6 MG1865

6 Ary hoy io: Diloilo injaton'ny famarana. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha faingana, ka dimam-polo no soraty.

Vakio ny toko manontolo Lioka 16

Jereo Lioka 16:6 amin'ny teny manodidina.