Lioka 17:10 MG1865

10 Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo ny mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:10 amin'ny teny manodidina.