15 Ary ny anankiray tamin'ireo, raha nahita fa sitrana izy, dia niverina ka nankalaza an'Andriamanitra tamin'ny feo mahery
Vakio ny toko manontolo Lioka 17
Jereo Lioka 17:15 amin'ny teny manodidina.