Lioka 17:2 MG1865

2 Aleo anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka atsipy any an-dranomasina izy, toy izay hahatafintohina na dia ny anankiray amin'ireo madinika ireo aza.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:2 amin'ny teny manodidina.