Lioka 17:20 MG1865

20 Ary Jesosy, nony nanontanian'ny Fariseo izay andro hihavian'ny fanjakan'Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:20 amin'ny teny manodidina.