Lioka 17:22 MG1865

22 Ary hoy Izy tamin'ny mpianatra: Ho avy ny andro hanirianareo hahita ny anankiray amin'ny andron'ny Zanak'olona, nefa tsy hahita ianareo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:22 amin'ny teny manodidina.